Teny iditra | tahotra | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Fear, terror [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Crainte, terreur [1.8] | |||||||||
Ohatra | Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
[2.472] | |||||||||
Voambolana | Ontam-po | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tahotra io | |||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly | |||||||||
Fivaditsoratra | tahotra, tohatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25 |