Teny iditra takilodrano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty [1.1]
 Aretina ateraky ny sokoraty [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bilharziose [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31