Teny iditra tale
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra tale
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
(Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The head man, the chief [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Patron, chef, directeur [1.8]

Teny iditra tale
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Indrindra [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31