Teny iditra tamberim-bidy
Singan-teny tamberina ; vidy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ristourne [1.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18