Teny iditra | tanavavy | |
Singan-teny | tana ; vavy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vavy amin' ny biby atao hoe tana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A female chameleon [1.7] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tohi-kevitra | tanalahy | |
Mpanahaka | kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana | |
Fivaditsoratra | tanavavy, vava tany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23 |