Teny iditra tandrimo (rimo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.
Mitovy hevitra: sangodina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A top [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Toupie [1.8]
Ohatra Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11