Teny iditra tante
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Harona, sobiky kely [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra tante
Sokajin-teny anarana (vavy)
Fanazavàna teny frantsay Nenitoa (anabavin-dray, rahavavin-dreny, [...] [tohiny 1.66]
Fanazavàna teny malagasy Anabavin-dray na rahavavin-dreny; vadin-drahalahin-dray, na anadahin-dreny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31