Teny iditra tatavia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano. [1.1]
 Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany [2.424]
Fanazavàna teny anglisy The bladder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La vessie [1.8]
Ohatra Mety hanampy amin'ny fampitoniana ny fanaintainana ateraky ny aretin'ny tatavia sy ny afero ihany koa. [2.424]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/11