Teny iditra tavoara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra [1.1]
 Sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano [1.13]
 Tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara. [Voambolana: Simia] [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Gargoulette [1.3, 1.13]
 Cruchon en grès [1.3]
 Ballon. [Voambolana: Simia] [1.13]
Ohatra 
1Akana atao anaty tavoara ny rano [2.245]
2Ny tavoara rehetra dia feno divay [2.996]
3Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay [1.437]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14