Teny iditra tenabe
Singan-teny tena ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny vatana irery tsy miaraka amin' ny rantsambatana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The trunk of the body [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le tronc d'un arbre [1.8]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14