Teny iditra tetezam-bato (tetezana, vato)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Pont en pierre []
Ohatra Ary tsy izany ihany fa nanao asa soa koa izy, toy ny tetezambato teny Tanjombato, ny tetezana teny Ambaniala sy teny Ampitantafika, mba hanala fahasahiranana ny olona. [2.508]

Teny iditra tetezambato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (dialecte ?) (de tetezana : pont, passerelle ; et vato : pierre ; plante introduite devenue très envahissante ; elle bouche souvent les canaux entre les pierres). Eichhornia crassipes (Mart.) Solms (Pontederiaceae). Nom relevé par Decary. Introduite comme plante décorative sous le nom de Jacinthe d'eau ou d'Orchidée d'eau par les Français. Devenue rapidement envahissante. C'est un exemple du danger qu'il peut y avoir à introduire sans précaution certaines espèces végétales. [1.196]
Anarana siantifika Eichhornia crassipes
Voambolana 

Teny iditra Tetezambato (tetezana, vato)
Singan-teny tetezana ; vato
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.45, 49.1833333

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31