Teny iditra toetoetra (toetra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra 
1Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny; [2.48]
2Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy. [1.38]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra toetoetra (toetra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filahatry ny haben'ny singambato [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Texture du sol [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14