Teny iditra | tohina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de toucher [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tohina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Touché légèrement Dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tohina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Allergie [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | antohy, hatony, tohina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |