Teny iditra tohotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tranon-tantely, izany hoe ireo tranotrano misy efitrefitra fametrahan' ny renitantely ny maminy. [1.1]
 Tranon-tantely ompiana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Ruche [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31