Teny iditra tombokahitra
Singan-teny tomboka ; ahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ tombok' ahitra ] Tany misy ahitra hamefena voly [1.1]
 Baingan-tany misy ahimaitso nalahadahatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Gazon [1.13]
 (de ahitra : herbe, Graminée). Gazon naturel ou artificiel, utilisé notamment pour l'engazonnement des pentes, des bords de route, etc. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24