Teny iditra tompokolahy
Singan-teny tompoko ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sir. More respectful than tompoko [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Monsieur [1.3]
Ohatra 
1Mba anaovy hatsarana kely izahay, tompokolahy. [2.293]
2Tompokolahy, hoy Ndriana-Toto taminy indray hariva. [2.5]
Voambolana 
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14