Teny iditra |
torana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | évanoui, tombé en défaillance, en syncope Saisi par une forte impression de joie ou de tristesse [1.3]
|
| En syncope [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
torana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. [1.1]
|
|