Teny iditra tovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifanahaka, fifandraika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ressemblance, égalité [1.3, 1.5]
Sampanteny 

Teny iditra tovy (to)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tovina [fitanisana]
Ohatra Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1]

Teny iditra tovy
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Hazandrano maina
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20