Teny iditra trongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] tsirintaho [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] Bourgeon [1.78]
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza ny kambon-kazo amin' ny tonony; fifadidiran' ny hazo; kitron-tanana... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Merina, Tanala] . Broussin, excroissance des arbres ; en parlant du bois : loupe, veinures irrégulières qui ajoutent à la beauté du bois. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31