Teny iditra tsibolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo dromatsy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Cil, poils [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra tsibolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mitsilotsilo mandrakotra ny tsinay [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Villosité intestinale [1.13]
Voambolana 

Teny iditra tsibolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana fanday [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Chenille [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tsibolobolo

Teny iditra tsibolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo madinika tsy misy ravina (Hernonia scorpia) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de volo : poils, duvet, se dit des jeunes poussins qui sont nus, sans duvet, à la naissance). Par extension, nom des plantes sans feuilles :
[Merina] Plumbago aphylla Bojer (Plumbaginaceae). Vendu sur le marché aux herbes de Tananarive. La décoction s'emploie en instillations et lotions de l'oeil en cas de conjonctivite ; aussi en gargarismes contre les gingivites. Anti-inflammatoire.
[Bara] Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae). Arbuste aphylle couramment employé à faire des balais. Nom et identité relevés par A. Grandidier. [1.196]
Anarana siantifika Henonia scoparia, Plumbago aphylla
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25