Teny iditra tsilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  fanazavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'éclairer avec bougie, une lampe, une torche [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra tsilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Volom-borona [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Les dards des animaux, les piquants des hérissons [1.3]
Voambolana 

Teny iditra tsilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin' ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara
Ireo zava-maranitra manindrona amin' ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin' ny hohoko ato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A thorn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épine [1.3, 1.8, 1.13]
 Sens général : épine, aiguillon. Plus spécialement ceux des opuntia souvent utilisés pour épingler des papiers, remplacer les punaises, etc. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra tsilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Vecteur [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra tsilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy, Tanosy] Opuntia vulgaris Mill. (Cactaceae). Espèce d'origine américaine introduite vers le 17e Siècle. Elle avait pris une grande extension formant de véritables barrages infranchissables autour de certains villages du Sud. Ces buissons de « Figuier de Barbarie » fournissaient des fruits comestibles appréciés. Leurs éléments ou « raquettes » servaient d'aliment au bétail en saison sèche. Voir aussi raiketa. [1.196]
Anarana siantifika Opuntia vulgaris
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10