Teny iditra tsindrano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of grasshopper [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une sauterelle de couleur olivâtre. Paracinema tricolor, Th. [1.3]
Anarana siantifika Paracinema tricolor
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Anaram-poko 

Teny iditra Tsindrano
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Tovy hevitra tsindranolahy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26