Teny iditra | tsingarifare | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Ahi-dratsy, voatsinampy: Ndre maniry ñ'vare dia mbola ao mandy ny tsingarifare hoasa (na dia mitsiry aza ny vary dia mbola ao ihany ny ahi-dratsy) [1.78] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |