Teny iditra tsipelina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny" [1.1]
 Fomba fanoratra manaraka fitsipika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Orthographe [1.13, 1.5]
Ohatra 
1Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. [2.445]
2tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. [2.117]
Voambolana 
Tovy hevitra fitsipipanoratana
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: spelling.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11