Teny iditra tsitsidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazan-dragidro kely mpifalihavanja eny amin'ny alan'akondro na any an'ala [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Brown or Rufous Mouse Lemur (Microcebus rufus) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Microcèbe roux (Microcebus rufus) [2.233]
Anarana siantifika Microcebus rufus
Voambolana 
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19