Teny iditra tsy manan-dray
Singan-teny tsy ; manana ; ray
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zaza tsy fantatra ny ray niteraka azy [1.1]
Mpanahaka  zazasary ~ zaza tsisy ray ~ zanadranitra ~ zanaka an' elakela-trano

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12