Teny iditra tsy refesi-mandidy (tsy, refy, didy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny mpitondra manao jadona
Mitovy hevitra: mandidy tokana ~ mpanao teniko fe lehibe ~ mpanao teny jadona ~ mpanao teny tsy valiana ~ tsy zehena [Rajemisa 1985]
Ohatra Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [SeFaFi ]

2015/04/02