Teny iditra te-
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [1.2]
 Prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : te-hijery: to want to look [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: te-hijery: vouloir regarder [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : tia, ta-, te-, ti-
Kamban-teny 
Mpanahaka  ta- ~ ti-

Teny iditra te
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Ise, ialahy; indry, indriako, itena: [...] [tohiny 1.66]

Teny iditra Te
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-52 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Tellurium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Tellure. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14