Teny iditra vavorona (vava, orona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo lavak' orona roa hita amin' ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika, saka sns..., mba hidiran' ny rivotra iainana ary koa hivoahan' ny rivotra izay vao avy niainana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The nostrils [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les narines [1.8]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31