Teny iditra vilina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ourlet [1.3]
 Point de rabattement [1.13]
  [Merina] Ourlé, qui ne s'effiloche pas [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra vilina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Ce serait le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24