Teny iditra voamaina
Singan-teny voa ; maina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toy ny tsaramaso [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Graines sèches [1.13]
Ohatra 
1Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny. [2.606]
2Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra; [4.27]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17