Teny iditra voampoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] karazan'angivy fihinana [Rakotosaona 1972]
 Hazo madinika, ny voany menamena mahafinaritra fa mangidy tsy laitra (Solanum indicum) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum indicum
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

2013/08/03