Teny iditra voatadidy (tadidy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Remembered, recollected. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dont on se souvient, dont on conserve le souvenir, qu'on sait par coeur [1.3]
 Dont on a conservé le souvenir [1.196]
Ohatra Fa talohany, dia misy sombiny kely voatadidy. [2.298]

Teny iditra voatadidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de voa : fruit ; et tadidy : spirale, tordu en spirale). Nom relevé par Descheemaeker. Satyrium rostratum Lindl. (Orchidaceae). L'une des plus belles orchidées terrestres d'après H.Perrier [1.196]
Anarana siantifika Satyrium rostratum
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20