Teny iditra |
voatondro
(tondro)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Pointed at [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a indiqué [1.3]
|
Ohatra |
1 | Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany.
[2.117]
|
2 | Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho?
[2.529]
|
3 | Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy.
[2.445]
|
4 | Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa.
[2.471]
|
5 | Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga.
[2.472]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
voatondro
|
Singan-teny | voa ; tondro |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Sakalava]
(de voa : graine ; et
tondro : action d'indiquer du doigt).
Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae).
Bonne fourragère.
Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Dactyloctenium aegyptium |
Voambolana |
|