Teny iditra vodirindrina
Singan-teny vody ; rindrina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [ vody rindrina ] The base of a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ vody rindrina ] Fond d'un mur [1.8]
 Soubassement du mur [1.13]
Ohatra 
1Vodirindrina no itampifiany [2.470]
2Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin' ny mpifanolo-bodirindrina aminy [1.1]
3ary ny vodirindrina tandrifin' ny ipetrahan' ny mpinona dia loahany kely hiboroaka any alatrano. [2.857]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26