Teny iditra volombava
Singan-teny volo ; vava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A beard, a moustache [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Barbe, moustache [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Manontolo loha
Anaran' akora mamorom-batana handrina, maso, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/11