Teny iditra | volonondry | ||
Singan-teny | volo ; ondry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba vita amin' ny volon' ny ondry [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Wool [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Laine [1.8] | ||
Laine [1.13] | |||
Ohatra | Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany.
[2.470] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Lahatsoratra | Randzavola: volonondry ao amin' ny Baiboly | ||
Teny iditra | volonondry | ||
Singan-teny | volo ; ondry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(sens général : liane, poils de mouton). Nom donné à plusieurs petites Poaceae gazonnantes. Surtout : Panicum umbellatum Trin. et
Digitaria didactyla Willd. (Poaceae), pour la côte Est.
[Bezanozano, Merina] Sur les pentes orientales, plutôt : Digitaria humbertii A. Camus (Poaceae). [1.196] | ||
Anarana siantifika | Digitaria didactyla, Digitaria humbertii, Panicum umbellatum | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |