Teny iditra vonitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Palmier à piassava ; crin végétal [1.19]
 (peut être de onitra : compensation, indemnité ; le « crin » de ces Arecaceaese vendait cher). Nom de divers Arecaceae exploités pour leurs fibres, dites 'crin végétal ». Suivant les régions :
[Betsimisaraka] Vonitra fibrosa (C.H Wright) Becc. (Arecaceae), réf. H.E. Moore Jr 9009 ; appelé aussi Dictyosperma fibrosum Wright ;
[Bezanozano, Tanala] Vonitra utilis Jum. (Arecaceae). [1.196]
Anarana siantifika Dictyosperma fibrosum, Vonitra fibrosa, Vonitra utilis
Ohatra Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. [2.643]
Voambolana 

Teny iditra Vonitra
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Vonitra crinita vonitrandrano
Vonitra fibrosa vonitra
Vonitra nossibensis madiovozona
Vonitra thouarsiana vonitrambohitra
Vonitra utilis vonitra, vonitrandrano
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21