Teny iditra vorombato
Singan-teny vorona ; vato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de tiercelet [1.54]
Anarana siantifika Glareola ocularis
Voambolana 
Tovy hevitra viko-viko
Anaram-biby 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02