Teny iditra vovo-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vovoka
Kamban-teny 

Teny iditra vo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The barking of a dog [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aboiement [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Teny iditra vovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] fandrika [1.78]
 Zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fish-trap with an open basket weave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nasse à poissons tressée de lianes [1.8]
Ohatra Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Mpanahaka  lombo ~ tandroho
Sary 

Teny iditra vovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Loharano kely tsy mandeha [1.78]
 Fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1]
 Lava-drano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Puits [1.13]
Kamban-teny 
Mpanahaka  fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano

Teny iditra vovo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] mpitsikilo [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/01