Teny iditra | zanateny | |
Singan-teny | zana- (zanaka) ; teny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Izay rehetra tsy reniteny, ka mety ho tsirinteny (mi-, -ina, na singan-teny (ka, ny...) | |
Izay rehetra tsy reniteny [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Morphème [1.13, 1.5] | |
Voambolana | Haiteny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |