Teny iditra |
zo-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe zotra
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
zo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahefana ananan' ny olona iray amin' ny maha-izy azy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Civil rights; the right to do something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Droits civiques [1.8]
|
| Droit [1.13, 1.5]
|
Ohatra |
1 | Manana zo feno ny zaza raha vao teraka
[2.445]
|
2 | Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato
[2.114]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
zo,
zoko,
zonao,
zony,
zontsika,
zonay,
zonareo,
zon',
zon-,
zom- |
Tovonana : |
-jo,
-joko,
-jonao,
-jony,
-jontsika,
-jonay,
-jonareo,
-jon',
-jon-,
-jom- |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
zo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Haja amam-boninahitra, laza soa Hasina: zoko ny anajanao ny firazanako. / mizaka ny zom-pirenena malagasy aho Tombon-tsoa manokana, fahasoavana: "zato ianao ambohipo, " [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Renown, fame [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Célébrité [1.3, 1.8]
|
| Honneur [1.3, 1.5]
|
| Renommée, réputation Bonheur, chance heureuse, bonne fortune [1.3]
|
| Renom Promesses de l'avenir [1.8]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
zo,
zoko,
zonao,
zony,
zontsika,
zonay,
zonareo,
zon',
zon-,
zom- |
Tovonana : |
-jo,
-joko,
-jonao,
-jony,
-jontsika,
-jonay,
-jonareo,
-jon',
-jon-,
-jom- |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
zo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be afflicted, to suffer [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Accident, malheur, mauvaise chance, tout ce qui afflige [1.3]
|
| Qu'on afflige, qui souffre [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
zo,
zoko,
zonao,
zony,
zontsika,
zonay,
zonareo,
zon',
zon-,
zom- |
Tovonana : |
-jo,
-joko,
-jonao,
-jony,
-jontsika,
-jonay,
-jonareo,
-jon',
-jon-,
-jom- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Zo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Anaran' olona |
|
|
Teny iditra |
Zo
|
Singan-teny | zo |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Andriamanantena Georges, 1989 |
Fanonta printy | 1989.
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|