<-
->

Ezr / Esd 10:2 And Shechaniah the son of Jehiel, one of the sons of Elam, answered and said unto Ezra, We have trespassed against our God, and have taken strange wives of the people of the land: yet now there is hope in Israel concerning this thing. Dia namaly Sekania, zanak' i Jehiela, isan' ny taranak' i Elama, ka nanao tamin' i Ezra hoe: Izahay efa nanao izay mahadiso amin' Andriamanitsika, fa efa naka vehivavy hafa firenena avy tamin' ny tompon-tany ho vadinay; nefa mbola misy fanantenana ihany ho an' ny Isiraely ny amin' izany zavatra izany. Tamin' izay dia niteny Sekeniasa zanak' i Jehiela, amin' ny taranak' i Elama, ka nanao tamin' i Esdrasa hoe: Nanota tamin' Andriamanitra tokoa izahay, fa namponina eto aminay vehivavy hafa firenena avy amin' ny olona monina amin' ny tany. Ary ankehitriny dia mbola misy fanantenana ho an' Israely ny amin' izany. Alors Shekanya, fils de Yehiel, l' un des fils d' Elam, prenant la parole, dit à Esdras : "Nous avons trahi notre Dieu en épousant des femmes étrangères, prises parmi les peuples du pays. Eh bien! malgré cela, il y a encore un espoir pour Israël.