<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 4:20 | There have been mighty kings also over |
Ary efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema nanapaka ny tany rehetra any an-dafin' ny ony ka nandoavana hetra sy haba ary sara. | Efa nisy mpanjaka mahery tany Jerosalema, nanapaka ny tany rehetra any an-dafin' ny ony, sady nandoavana hetra, haba, sara. | Des rois puissants ont régné à |