<-
->

Ezr / Esd 5:13 But in the first year of Cyrus the king of Babylon the same king Cyrus made a decree to build this house of God. Fa tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Kyrosy, mpanjakan' i Babylona, kosa dia nanao didy Kyrosy mpanjaka, mba hatao indray io tranon' Andriamanitra io. Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Sirosa, mpanjakan' i Babilona kosa anefa, namoaka didy manome làlana ny hanaovana io tranon' Andriamanitra io indray Sirosa mpanjaka. Cependant, la première année de Cyrus, roi de Babylone, le roi Cyrus donna l' ordre de rebâtir ce Temple de Dieu;