<-
->

Ezr / Esd 5:15 And said unto him, Take these vessels, go, carry them into the temple that is in Jerusalem, and let the house of God be builded in his place. ary hoy izy taminy: Raiso ireo fanaka ireo, ka andeha, apetraho ao amin' ny tempoly izay any Jerosalema; ary aoka ny tranon' Andriamanitra hatsangana eo amin' ilay efa niorenany ihany. sy nilazany hoe: Raiso ireto fanaka ireto, ka mandehana apetraho ao amin' ny tempoly any Jerosalema, ary aoka hatsangana eo amin' izay niorenany ny tranon' Andriamanitra. il lui dit : Prends ces ustensiles, va les rapporter au sanctuaire de Jérusalem, et que le Temple de Dieu soit rebâti sur son ancien site;