<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 7:6 | This |
io Ezra io dia niakatra avy tany Babylona (mpanora-dalàna izy sady nahay ny lalàn' i Mosesy, izay efa nomen' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely); ary nomen' ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahiny, araka ny nomban' ny tànan' i Jehovah Andriamaniny azy. | niakatra avy any Babilona io Esdrasa io. Ary satria nomba azy ny tànan' ny Tompo Andriamaniny, dia nomen' ny mpanjaka azy avokoa izay rehetra nangatahiny. | cet |