<-
->

Neh / Ne 10:40 Fa ao amin' ny efitrano no hanateran' ny zanak' Israely sy ny taranak' i Levì ny fanatitra avy amin' ny vary sy ny divay aman-diloilo; ao no misy ny fanaky ny fitoerana masina, sy itoeran' ny mpisorona manao ny fanompoana, mbamin' ny mpiandry varavarana sy ny mpihira, ka amin' izany tsy hataonay mosalahy ny amin' ny tranon' Andriamanitra. car c' est dans ces salles que les Israélites et les lévites apportent les redevances de blé, de vin et d' huile; là se trouve aussi le matériel du sanctuaire, des prêtres en service, des portiers et des chantres. Nous ne négligerons plus le Temple de notre Dieu.