<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 8:14 | And they found written in the law which the |
Dia hitany voasoratra teo amin' ny lalàna, izay nampandidian' i Jehovah an' i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin' ny trano rantsan-kazo ny Zanak' Isiraely amin' ny andro firavoravoana amin' ny volana fahafito, | Ka hitan' izy ireo voasoratra ao amin' ny lalàna izay nandidian' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy, fa tsy maintsy mitoetra an-trano lay ny zanak' Israely, mandritra ny fety amin' ny volana fahafito, | Ils trouvèrent écrit, dans la Loi que |