<-
->

Neh / Ne 9:24 So the children went in and possessed the land, and thou subduedst before them the inhabitants of the land, the Canaanites, and gavest them into their hands, with their kings, and the people of the land, that they might do with them as they would. Dia niditra ny zanany ka nandova ny tany, ary nampietrenao teo anoloany ny Kananita tompon-tany, dia natolotrao ho eo an-tanany ireo mbamin' ny mpanjakany sy ny vahoakany hanaovany azy araka ny sitrapony. Dia tonga ny zanany nandray ny tany ho fananany, ary naetrinao teo anoloany ny mponina ao amin' ny tany, dia ny Kananeana, sy natolotrao ho eo an-tànany mbamin' ny mpanjaka sy ny vahoakan' ny tany, hataony amin' izay itiavany azy. Les fils envahirent et conquirent ce pays et tu abaissas devant eux les habitants du pays, les Cananéens, que tu livras entre leurs mains, leurs rois et les peuples du pays pour les traiter à leur gré;